The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 6 › Bokin'i Joba 6:8

Bokin'i Joba 6:8

Enga anie ka ho azoko izay angatahiko, ary homen’ Andriamanitra ahy anie izay iriko!

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Oh that I might have my request; and that God would grant me the thing that I long for!

In Context

7Ny zavatra izay nolaviko tsy hotendrena, dia ireny no tsy maintsy haniko, na dia maharikoriko ahy aza.

9Ka ho sitrak’ Andriamanitra anie ny hanorotoro ahy! Eny, halefany anie ny tànany ka hahamaito ny aiko,

Read all of Bokin'i Joba 6

Cross References

1 Kings 19:4Fa izy kosa nandeha lalana indray andro tany an-efitra, ary tonga ka nipetraka teo ambanin’ ny anjavidy anankiray; dia nangataka ho faty izy ka nanao hoe: Aoka izay! alao ny aiko ankehitriny, Jehovah ô, fa tsy tsara noho ny razako aho.

Job 3:22Izay faly indrindra sady ravoravo, raha mahita ny fasana,

Job 10:1Maharikoriko ahy ny aiko; Hamoaka ny fitarainako aho sy hiteny noho ny fangidian’ ny fanahiko

Psalms 119:81Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 6:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 6:7Bokin'i Joba 6Bokin'i Joba 6:9 →