The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 7 › Bokin'i Joba 7:10

Bokin'i Joba 7:10

Tsy hiverina any an-tranony intsony izy. Ary tsy hahalala azy intsony ny fonenany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He shall return no more to his house, neither shall his place know him any more.

In Context

9Tahaka ny rahona misava ka levona, dia tahaka izany koa, izay midìna any amin’ ny fiainan-tsi-hita tsy mba hiakatra intsony;

11Ary izaho dia tsy hamehy vava, Fa hiteny noho ny fahorian’ ny fanahiko sy hitaraina noho ny fangidian’ ny aiko.

Read all of Bokin'i Joba 7

Cross References

2 Samuel 12:23Kanjo maty izy izao, ka nahoana aho no hifady hanina intsony? Mahay mampiverina azy va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina etỳ amiko intsony.

Job 20:9Ny maso izay mijery, dia indray mitopy ihany no ahitany azy; Ary dia tsy hahita azy intsony ny fitoerany.

Job 27:23Tehafin’ ny olona tanana izy sady isitrisirany ka ampialainy amin’ ny fonenany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 7:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 7:9Bokin'i Joba 7Bokin'i Joba 7:11 →