Bokin'i Joba 7:12
Ranomasina va aho, na trozona, No dia asianao fiambenana?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Am I a sea, or a whale, that thou settest a watch over me?
In Context
13Raha hoy izaho: Hampionona ahy ny farafarako, hampitony ny fitarainako ny fandriako.
Cross References
Job 38:6Teo amin’ inona no nanorenana ny vodi-andriny, ary iza no nametraka ny vato fehizorony,
Lamentations 3:7Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.