Bokin'i Joba 7:19
Mandra-pahoviana re vao hihodina tsy hijery ahy Hianao, ka mba hiala amiko mandra-piteliko rora?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
How long wilt thou not depart from me, nor let me alone till I swallow down my spittle?
In Context
18Sady fantarinao isa-maraina izy; sy izahanao toetra isaky ny indray mipi-maso?
Cross References
Job 9:18Sady tsy avelany haka aina akory aho, fa vokisany zava-mangidy.
Job 14:6Dia mihodìna tsy hanatrika azy Hianao, mba hitsaharany, ka hifaliany amin’ ny androny toy ny mpikarama.
Psalms 13:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Revelation 6:10Ary niantso tamin’ ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masìna sy marina Ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny rànay amin’ izay monina eny ambonin’ ny tany?