Bokin'i Joba 7:6
Faingana noho ny famahanan-tenona ny androko ka lany tsy misy fanantenana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My days are swifter than a weaver’s shuttle, and are spent without hope.
In Context
5Ny nofoko mitafy olitra sy baingan-tany; efa maina ny hoditro, kanjo mitsiranorano indray.
7Tsarovy fa rivotra ny aiko: ary tsy hahita soa intsony ny masoko.
Cross References
Job 6:11Inona moa ny heriko, no hanantena aho? Ary hanao ahoana moa ny farako, no hanindry fo aho?
Job 13:15Na dia hamono ahy aza Izy, mbola hanantena Azy ihany aho; Kanefa hanamarina ny lalako eo anatrehany aho.
Job 16:22Fa rehefa lasa ny taona vitsy, dia handeha any amin’ ny lalana izay tsy hiverenako intsony aho.
Job 17:11Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako. Dia izay hevitra fikirin’ ny foko indrindra;
Psalms 90:5Manindao azy tahaka ny riaka Hianao torimaso izy; Amin’ ny maraina tahaka ny ahitra mora miova izy.
Psalms 103:15Tahaka ny ahitra ny andron’ ny zanak’ olombelona; Tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha ny famoniny,