The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 7 › Bokin'i Joba 7:9

Bokin'i Joba 7:9

Tahaka ny rahona misava ka levona, dia tahaka izany koa, izay midìna any amin’ ny fiainan-tsi-hita tsy mba hiakatra intsony;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

As the cloud is consumed and vanisheth away: so he that goeth down to the grave shall come up no more.

In Context

8Tsy hahita ahy intsony ny mason’ izay mijery ahy: Ny masonao hizaha ahy, fa tsy ho ao aho.

10Tsy hiverina any an-tranony intsony izy. Ary tsy hahalala azy intsony ny fonenany.

Read all of Bokin'i Joba 7

Cross References

2 Samuel 12:23Kanjo maty izy izao, ka nahoana aho no hifady hanina intsony? Mahay mampiverina azy va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina etỳ amiko intsony.

Job 10:21Dieny tsy mbola lasa tsy hiverina aho, dia ho any amin’ ny tanin’ ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana,

Job 14:10Fa ny olona kosa maty ka miampatra; Eny, miala aina ny olona, ary aiza izy?

Job 16:22Fa rehefa lasa ny taona vitsy, dia handeha any amin’ ny lalana izay tsy hiverenako intsony aho.

Job 37:11Ny rahona matevina tambesarany rano, ary ny rahon’ ny helatra dia ampieleziny;

Isaiah 26:14Ny maty tsy ho velona intsony, ny matoatoa tsy mba hitsangana; Fa novalianao izy ka naringanao, sady nolevoninao avokoa ny fahatsiarovana azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 7:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 7:8Bokin'i Joba 7Bokin'i Joba 7:10 →