The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 8 › Bokin'i Joba 8:4

Bokin'i Joba 8:4

Raha nanota taminy ny zanakao, dia efa nampanodiaviny azy ny fahadisoany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If thy children have sinned against him, and he have cast them away for their transgression;

In Context

3Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha hamadika ny rariny?

5Fa raha ianao kosa mandroso mitady an’ Andriamanitra ka mifona amin’ ny Tsitoha.

Read all of Bokin'i Joba 8

Cross References

Genesis 19:13fa horavanay ity tanàna ity, satria efa lehibe ny fitarainany eo anatrehan’ i Jehovah; ka dia naniraka anay Jehovah handrava azy.

Job 1:18Raha mbola niteny izy, dia nisy anankiray koa tonga ka nanao hoe: Ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy dia nihinana sy nisotro divay tao an-tranon’ ny zokiny lahimatoa;

Job 18:16Maina ny fakany ao ambany, ary tapaka ny rantsany eo ambony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 8:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 8:3Bokin'i Joba 8Bokin'i Joba 8:5 →