The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 9 › Bokin'i Joba 9:18

Bokin'i Joba 9:18

Sady tsy avelany haka aina akory aho, fa vokisany zava-mangidy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He will not suffer me to take my breath, but filleth me with bitterness.

In Context

17Fa manorotoro ahy amin’ ny tafio-drivotra Izy ka manamaro ny feriko tsy ahoan-tsy ahoana.

19Raha ny amin’ ny herin’ ny mahery, dia: Indro ary! Ary ny amin’ ny fitsarana: Iza no hifandahatra amiko?

Read all of Bokin'i Joba 9

Cross References

Ruth 1:20Fa hoy izy taminy: Aza atao hoe Naomy intsony aho, fa ataovy hoe Mara, satria mangidy indrindra ny nataon’ ny Tsitoha amiko.

Job 7:19Mandra-pahoviana re vao hihodina tsy hijery ahy Hianao, ka mba hiala amiko mandra-piteliko rora?

Psalms 39:13Mandrenesa ny fivavako Jehovah ô, ary mihainoa ny fitarainako; aza mangìna amin’ ny ranomasoko fa vahiny aminao aho sy mpivahiny tahaka ny razako rehetra.

Psalms 88:15Jehovah ô, nahoana no manary ny fanahiko Hianao Ka manafina ny tavanao amiko?

Lamentations 3:3Izaho ihany no asian’ ny tànany mandritra ny andro mandrakariva.

Lamentations 3:18Dia hoy izaho: Levona ny faharetako sy ny fanantenako an’ i Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 9:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 9:17Bokin'i Joba 9Bokin'i Joba 9:19 →