Bokin'i Joba 9:25
Ny androko dia faingana noho ny tsimandoa; Lasa ireny ka tsy nahita soa akory.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now my days are swifter than a post: they flee away, they see no good.
In Context
26Mihelina tahaka ny lakana faingam-pandeha izy, tahaka ny voromahery mipaoka hanina.
Cross References
Job 7:6Faingana noho ny famahanan-tenona ny androko ka lany tsy misy fanantenana.
Psalms 39:5Jehovah ô, ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.
Psalms 89:47Mandra-pahoviana, Jehovah ô? Hiery mandrakizay va Hianao? Mirehitra tahaka ny afo va ny fahatezeranao?
James 4:14kanefa tsy mahalala ny ho ampitso ianareo. Inona moa ny ainareo? Fa zavona ihany ianareo, izay miseho vetivety, dia levona.