Bokin'i Joba 9:32
Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valiana hifanatrehanay amin’ ny fitsarana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he is not a man, as I am, that I should answer him, and we should come together in judgment.
In Context
33Tsy misy mpanelanelana anay Hametraka ny tànany aminay roa tonta.
Cross References
Numbers 23:19Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak’ olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka tsy hefainy? na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny?
Job 9:14Mainka fa izaho tsy mahavaly Azy, na mahafidy teny hifandaharako aminy;
Job 13:18Indro, fa efa voatoriko ny adiko; Fantatro fa hanan-drariny aho.
Job 33:7Indro, ny fampahatahorako tsy dia hampahatahotra anao, ary ny vesatra avy amiko tsy dia hitambesatra aminao.
Job 35:5Jereo ary ny lanitra ka izahao; Ary tsinjovy iry habakabaka, avo loatra iny ka tsy takatrao.
Ecclesiastes 6:10Izay efa teo dia voalaza anarana hatry ny fony ela, ary fantatra fa ny olona dia tsy mahazo mifandahatra amin’ izay mahery noho izy.