Bokin'i Joba 9:33
Tsy misy mpanelanelana anay Hametraka ny tànany aminay roa tonta.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Neither is there any daysman betwixt us, that might lay his hand upon us both.
In Context
32Fa tsy olona tahaka ahy Izy ka ho azoko valiana hifanatrehanay amin’ ny fitsarana.
34Aoka hanaisotra ny tsorakazony amiko Izy, ary aoka tsy hampahatsiravina ahy ny fampitahorany,
Cross References
1 Kings 3:16Ary tamin’ izany dia nisy vehivavy janga roa nankao amin’ ny mpanjaka ka nitsangana teo anatrehany.
Job 33:23Raha misy Anjely ho Mpanalalana ho azy, iray amin’ ny arivo, hanoro izay tokony halehan’ ny olona,
Psalms 139:5Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Hianao, Ary apetrakao amiko ny tananao.