Bokin'i Joela 2:24
Dia ho feno vary ny famoloana, ary hihoatra ny vata fanantazana ny divay sy ny diloilo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the floors shall be full of wheat, and the vats shall overflow with wine and oil.
In Context
Cross References
Leviticus 26:10Any hihinana ny tranainy ianareo, sady hamoaka ny tranainy hasiana ny vao.
Ezekiel 36:8Fa ianareo kosa, ry tendrombohitry ny Isiraely, dia hisandrahaka sy hahavokatra ho an’ ny Isiraely oloko; Fa efa antomotra ny hihavian’ ireny.
Malachi 3:10Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin’ ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin’ izany Aho, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro, raha tsy hovohako ny varavaran’ ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo.