Filazantsara araka an'i Jaona 11:13
Nefa Jesosy nilaza ny fahafatesany; fa nataon’ izy ireo kosa fa fialan-tsasatra amin’ ny torimaso no nolazainy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Howbeit Jesus spake of his death: but they thought that he had spoken of taking of rest in sleep.
In Context
12Dia hoy ny mpianatra taminy: Tompoko, raha matory izy, dia ho tsara ihany.
14Ary tamin’ izany Jesosy dia nilaza tsotra taminy hoe: Maty Lazarosy;
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 11
Cross References
Matthew 9:24dia nanao hoe: Mivoaha; fa tsy maty razazavavy, fa matory. Dia nihomehy Azy fatratra ny olona.