Filazantsara araka an'i Jaona 12:9
Ary ny vahoaka betsaka tamin’ ny Jiosy nahalala fa teo Izy, dia tonga teo, nefa tsy noho Jesosy ihany, fa mba hahita an’ i Lazarosy koa, ilay natsangany tamin’ ny maty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Fa ny malahelo dia etỳ aminareo mandrakariva; fa Izaho tsy mba ho etỳ aminareo mandrakariva.
10Fa nihendry hahafaty an’ i Lazarosy koa ny lohan’ ny mpisorona,
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 12
Cross References
John 11:43Ary rehefa nanao izany teny izany Izy, dia niantso tamin’ ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha!
Acts 4:14Ary nony nijery ny lehilahy izay efa sitrana nitsangana teo aminy izy, dia tsy hitany izay havaliny.