Filazantsara araka an'i Jaona 15:9
Tahaka ny nitiavan’ ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin’ ny fitiavako ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As the Father hath loved me, so have I loved you: continue ye in my love.
In Context
8Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 15
Cross References
John 15:13Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
John 17:26Ary efa nampahafantariko azy ny anaranao, ary mbola hampahafantariko ihany, mba ho ao aminy ny fitiavana izay nitiavanao Ahy, ary Izaho koa ho ao aminy.
1 John 2:28Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin’ ny fihaviany.
Revelation 1:5ary avy amin’ i Jesosy Kristy, Vavolombelona marina sy Lahimatoa amin’ ny maty ary Lehiben’ ny mpanjaka amin’ ny tany. Ho an’ izay tia antsika ka namaha antsika ho afaka amin’ ny fahotantsika tamin’ ny ràny,