bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 16 › Filazantsara araka an'i Jaona 16:29
Filazantsara araka an'i Jaona 16:29
Hoy ny mpianany: Indro, milaza tsotra Hianao ankehitriny, fa tsy manao fanoharana akory.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His disciples said unto him, Lo, now speakest thou plainly, and speakest no proverb.
In Context
28Eny, nivoaka avy tamin’ ny Ray Aho ka tonga amin’ izao tontolo izao; ary hiala amin’ izao tontolo izao indray Aho ka hankany amin’ ny Ray.
30Ankehitriny dia fantatray fa mahalala ny zavatra rehetra Hianao ka tsy mitady olona hanontany Anao; izany no inoanay fa nivoaka avy tamin’ Andriamanitra Hianao.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 16
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 16:29