bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 18 › Filazantsara araka an'i Jaona 18:14
Filazantsara araka an'i Jaona 18:14
Ary Kaiafa no ilay nanome saina ny Jiosy fa mahatsara raha maty ny olona anankiray hamonjy ny firenena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now Caiaphas was he, which gave counsel to the Jews, that it was expedient that one man should die for the people.
In Context
13dia nitondra Azy tany amin’ i Anasy aloha, fa izy no rafozan’ i Kaiafa, mpisoronabe tamin’ izany taona izany.
15Ary Simona Petera sy ny mpianatra anankiray koa dia nanaraka an’ i Jesosy; ary fantatry ny mpisoronabe izany mpianatra izany, dia niara-niditra tamin’ i Jesosy ho ao an-kianjan’ ny tranon’ ny mpisoronabe izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 18
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 18:14