Filazantsara araka an'i Jaona 2:3
Ary rehefa lany ny divay, dia hoy ny renin’ i Jesosy taminy: Tsy manana divay izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when they wanted wine, the mother of Jesus saith unto him, They have no wine.
In Context
2Ary Jesosy sy ny mpianany koa dia nalainy ho ao amin’ ny fampakaram-bady.
4Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, moa mifaninona akory Izaho sy ianao? tsy mbola tonga ny fotoako.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 2
Cross References
Ecclesiastes 10:19Ataony laolao ny hanina, ary ny divay no maharavoravo ny aina, ary ny vola no hahazoana ny zavatra rehetra.
Matthew 26:28fa ity no rako, dia ny amin’ ny fanekena, izay alatsaka ho an’ ny maro ho famelan-keloka.
Philippians 4:6Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin’ ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin’ Andriamanitra amin’ ny zavatra rehetra.