Filazantsara araka an'i Jaona 21:21
Koa rehefa nahita azy Petera, dia hoy izy: Tompoko, inona no ho amin’ ity lehilahy ity?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Peter seeing him saith to Jesus, Lord, and what shall this man do?
In Context
22Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany? fa manaraha Ahy ianao.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 21
Cross References
Luke 13:23Dia hoy ny anankiray taminy; Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin’ ny olona: