Filazantsara araka an'i Jaona 4:5
Dia tonga tao an-tanàna anankiray any Samaria Izy, izay atao hoe Sykara, akaikin’ ny tany izay nomen’ i Jakoba ho an’ i Josefa zanany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4Ary tsy maintsy mamaky an’ i Samaria Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 4
Cross References
Genesis 48:22Ary izaho manome anao zara-tany iray ho tombon-dahinao amin’ ny rahalahinao, izay nalaiko tamin’ ny sabatro sy ny tsipikako teo an-tànan’ ny Amorita.
John 4:12Hianao va lehibe noho Jakoba razantsika izay nanome anay ity fantsakana ity, sady izy sy ny zanany mbamin’ ny bibiny no nisotro teto?