bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 7 › Filazantsara araka an'i Jaona 7:9
Filazantsara araka an'i Jaona 7:9
Ary rehefa nilaza izany teny izany taminy Izy, dia mbola nitoetra tany Galilia ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When he had said these words unto them, he abode still in Galilee.
In Context
8Miakara ho amin’ ny andro firavoravoana ianareo; fa Izaho tsy mbola miakatra ho amin’ ity andro firavoravoana ity; satria tsy mbola tonga ny fotoako.
10Fa rehefa lasa niakatra ho amin’ ny andro firavoravoana ny rahalahiny, dia niakatra koa Izy, nefa tsy mba nisehoseho, fa toa niafinafina.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 7
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 7:9