bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 9 › Filazantsara araka an'i Jaona 9:15
Filazantsara araka an'i Jaona 9:15
Ary ny Fariseo koa nanontany azy izay nahiratan’ ny masony. Dia hoy izy taminy: Nasiany feta ny masoko, dia nosasako, ka nahiratra aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then again the Pharisees also asked him how he had received his sight. He said unto them, He put clay upon mine eyes, and I washed, and do see.
In Context
14Ary tamin’ ny andro Sabata no nanaovan’ i Jesosy ny feta sy nampahiratany ny mason-dralehilahy.
16Ary hoy ny Fariseo sasany: Tsy avy amin’ Andriamanitra izany Lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata Izy. Hoy ny sasany: Hataon’ ny lehilahy mpanota ahoana no fahay manao fahagagana toy izany? Dia nisara-tsaina izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 9
Cross References
John 9:26Dia hoy izy taminy: Inona no nataony taminao? Nanao ahoana ange no nampahiratany ny masonao?
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 9:15