bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 11 › Bokin'i Josoa 11:13
Bokin'i Josoa 11:13
Fa ny tanàna rehetra izay teny an-kavoana dia tsy mba nodoran’ ny Isiraely afa-tsy Hazora ihany, izay nodoran’ i Josoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But as for the cities that stood still in their strength, Israel burned none of them, save Hazor only; that did Joshua burn.
In Context
12Ary ny tanàna rehetra izay an’ ireny mpanjaka ireny sy ny mpanjakany rehetra dia azon’ i Josoa ary nasiany tamin’ ny lelan-tsabatra ka naringany, araka izay efa nandidian’ i Mosesy, mpanompon’ i Jehovah.
14Ary ny fananana rehetra tao amin’ ireny tanàna ireny sy ny biby fiompy dia nalain’ ny Zanak’ Isiraely ho babony; fa ny olona rehetra nasiany tamin’ ny lelan-tsabatra mandra-pandringany azy; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza.
Read all of Bokin'i Josoa 11
Cross References
Joshua 24:13Ary nomeko tany izay tsy nasainareo ianareo sy tanàna izay tsy naorinareo ianareo ka dia nonina tao ianareo; ary nihinana ny avy amin’ ny tanim-boaloboka sy ny tanin’ oliva izay tsy nataonareo ianareo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 11:13