Bokin'i Josoa 12:9
Ny mpanjakan’ i Jeriko, iray; ny mpanjakan’ i Ay, izay eo anilan’ i Betela, iray;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The king of Jericho, one; the king of Ai, which is beside Bethel, one;
In Context
10ny mpanjakan’ i Jerosalema, iray; ny mpanjakan’ i Hebrona, iray;
Cross References
Joshua 6:2Ary hoy Jehovah tamin’ i Josoa: Indro, efa natolotro eo an-tananao Jeriko sy ny mpanjakany mbamin’ ny lehilahy mahery.
Joshua 8:17Ary tsy nisy lehilahy sisa, na tao Ay na tao Betela, izay tsy nivoaka hanenjika ny Isiraely; ary nilaozany mbola nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika ny Isiraely izy.