bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 13 › Bokin'i Josoa 13:10
Bokin'i Josoa 13:10
ary ny tanàna rehetra izay an’ i Sihona, mpanjakan’ ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatramin’ ny faritanin’ ny taranak’ i Amona,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the cities of Sihon king of the Amorites, which reigned in Heshbon, unto the border of the children of Ammon;
In Context
9dia hatrany Aroera, izay eo amoron’ ny lohasahan-driaka Arnona, ary ny tanàna izay eo afovoan’ ny lohasaha sy ny tany lemaka rehetra any Medeba ka hatrany Dibona,
11ary Gileada sy ny tanin’ ny Gesorita sy ny Makatita sy ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka,
Read all of Bokin'i Josoa 13
Cross References
Deuteronomy 2:19dia ho tonga ao akaikin’ ny taranak’ i Amona, nefa aza mandrafy azy, na mila ady aminy; fa tsy hanomezako ho lovanao ny tanin’ ny taranak’ i Amona, satria nomeko ho lovan’ ny taranak’ i Lota izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 13:10