Bokin'i Josoa 13:18
sy Jahaza sy Kedemota sy Mefata
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jahaza, and Kedemoth, and Mephaath,
In Context
19sy Kiria-taima sy Sibma sy Zareta-sahara amin’ ny tendrombohitra ao an-dohasaha,
Cross References
Deuteronomy 2:26Dia naniraka olona avy tany an-efitr’ i Kedemota aho hankany amin’ i Sihona, mpanjakan’ i Hesbona, nitondra teny fihavanana hoe:
Joshua 21:37ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra;
Jeremiah 48:21Ary ny fitsarana dia miakatra ao amin’ ny tany lemaka, dia ao Holona sy Jahaza sy Mefata