bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 13 › Bokin'i Josoa 13:24
Bokin'i Josoa 13:24
Ary nomen’ i Mosesy koa ny firenen’ i Gada, dia ny taranak’ i Gada araka ny fokony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses gave inheritance unto the tribe of Gad, even unto the children of Gad according to their families.
In Context
23Ary ny fari-tanin’ ny taranak’ i Robena dia ny amoron’ i Jordana. Izay no lovan’ ny taranak’ i Robena araka ny fokony, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.
25Ary ny faritaniny dia Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada ary ny antsasaky ny tanin’ ny taranak’ i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin’ i Raba,
Read all of Bokin'i Josoa 13
Cross References
Genesis 35:26ary ny zanak’ i Zilpa, ankizivavin’ i Lea, kosa dia Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin’ i Jakoba izay naterany tany Mesopotamia.
1 Chronicles 5:16Ary nonina tany Gileada sy tany Basana sy tamin’ ny zana-bohiny ary tamin’ ny tany rehetra an-tsisin’ i Sardna manodidina izy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 13:24