Bokin'i Josoa 14:13
Dia nitso-drano azy Josoa ka nanome an’ i Hebrona ho lovan’ i Kaleba, zanak’ i Jefone.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joshua blessed him, and gave unto Caleb the son of Jephunneh Hebron for an inheritance.
In Context
Cross References
Genesis 47:10Ary Jakoba, rehefa nisaotra an’ i Farao, dia lasa niala teo anatrehany.
Joshua 15:13Ary Kaleba, zanak’ i Jefone, dia nomeny anjara teo amin’ ny taranak’ i Joda, araka ny didin’ i Jehovah tamin’ i Josoa, dia ny tanànan’ i Arba, rain’ i Anàka (Hebrona izany).
Joshua 21:12Fa ny saha momba ny tanàna sy ny zana-bohiny dia nomeny ho lovan’ i Kaleba, zanak’ i Jefone.
Judges 1:20Ary Hebrona dia nomeny an’ i Kaleba, araka izay efa nolazain’ i Mosesy, ka noroahin’ i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita.
1 Samuel 30:31sy ho an’ izay ao Hebrona ary ho an’ izay any amin’ ny tany rehetra nandehandehanan’ i Davida sy ny olony.
1 Chronicles 6:55ary ny avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase dia Amera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an’ ny fokon’ ny taranak’ i Kehata sisa.