Bokin'i Josoa 15:42
Libna sy Atera sy Asana
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
41sy Gederota sy Beti-dagona sy Nama sy Makeda: tanàna enina ambin’ ny folo sy ny zana-bohiny;
Cross References
Joshua 10:29Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy dia niala tany Makeda ka nankany Libna ary namely azy;
Joshua 19:7sy Aina sy Rimona sy Etera sy Asana: tanàna efatra sy ny zana-bohiny;
2 Kings 8:22Ary Edoma mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda mandraka androany. Ary Libna koa dia niodina tamin’ izany andro izany.