Bokin'i Josoa 15:62
sy Nibsana sy ilay Tanànantsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Nibshan, and the city of Salt, and En-gedi; six cities with their villages.
In Context
61Tany an-efitra dia Bet-araba sy Midìna sy Sekaka
Cross References
1 Samuel 24:1Ary Davida niakatra niala teo ka nitoetra tao amin’ ny batery fiarovana tany En-jedy.
Song of Solomon 1:14Ny malalako dia tahaka ny vonin’ ny kofera amiko, any an-tanimbolin’ i En-jedy.