bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 17 › Bokin'i Josoa 17:2
Bokin'i Josoa 17:2
Ary nisy koa ho an’ ny taranak’ i Manase sisa araka ny fokony, dia ho an’ ny taranak’ i Abiezera sy Heleka sy Asriela sy Sekema sy Hefera ary Semida: ireo no zanakalahin’ i Manase, zanak’ i Josefa, araka ny fokony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There was also a lot for the rest of the children of Manasseh by their families; for the children of Abiezer, and for the children of Helek, and for the children of Asriel, and for the children of Shechem, and for the children of Hepher, and for the children of Shemida: these were the male children of Manasseh the son of Joseph by their families.
In Context
1Ary nahazo zara-tany tamin’ ny filokana koa ny firenen’ i Manase (fa izy no lahimatoan’ i Josefa), dia Makira, lahimatoan’ i Manase, rain’ i Gileada, fa izy no mpanafika ka nahazo an’ i Gileada sy Basana.
3Fa Zelofada, zanak’ i Hefera, zanak’ i Gileada, zanak’ i Matira, zanak’ i Manase, kosa tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ary izao no anaran’ ny zananivavy: Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza.
Read all of Bokin'i Josoa 17
Cross References
Numbers 26:30Izao no taranak’ i Gileada: avy tamin’ i Jezera ny fokon’ ny Jezerita; avy tamin’ i Heleka ny fokon’ ny Helekita;
Judges 6:11Dia tonga Ilay Anjelin’ i Jehovah ka nipetraka teo ambanin’ ny hazo terebinta teo Ofra, izay an’ i Joasy Abiezrita; ary Gideona zanany nively vary tamin’ ny fantàka teo anilan’ ny famiazam-boaloboka mba hafeniny amin’ ny Midiana.
1 Chronicles 7:18Ary Hamoleketa anabaviny niteraka an’ Isehoda sy Abiezera ary Mahala.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 17:2