Bokin'i Josoa 17:6
satria ny zanakavavin’ i Manase niara-nahazo lova tamin’ ny zananilahy; ary ny tany Gileada dia an’ ny zanakalahin’ i Manase sisa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
5Dia nahazo anjaram-polo Manase afa-tsy ny tany Gileada sy Basana, izay any an-dafin’ i Jordana,
Cross References
Joshua 13:29Ary nomen’ i Mosesy koa ny antsasaky ny firenen’ i Manase; ary izao no an’ ny antsasaky ny firenena taranak’ i Manase araka ny fokony:
Ezekiel 48:4Ary mifanolotra amin’ ny faritanin’ i Naftaly, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an’ i Manase,