Bokin'i Josoa 18:23
sy Avima sy Para sy Ofra
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Avim, and Parah, and Ophrah,
In Context
22sy Bet-arabà sy Zemaraima sy Betela
24sy Kefara-hamony sy Ofny sy Geba: tanàna roa ambin’ ny folo sy ny zana-bohiny;
Cross References
1 Samuel 13:17dia nivoaka nanao telo toko ny mpandrava avy teo amin’ ny tobin’ ny Filistina: ny iray toko nizotra tamin’ ny lalana mankany Ofra ho any amin’ ny tany Solala;