Bokin'i Josoa 19:32
Ary ny loka fahenina dia an’ ny taranak’ i Naftaly isam-pokony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Genesis 35:25ary ny zanak’ i Bila, ankizivavin-dRahely, kosa dia Dana sy Naftaly;
Numbers 26:55Kanefa filokana no hizarana ny tany; araka ny anaran’ ny firenen’ ny razany no hahazoany zara-tany.
Judges 1:33Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin’ ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata.
1 Kings 4:15Ahimaza tany Naftaly; izy kosa nanambady an’ i Basemata, zanakavavin’ i Solomona;
Matthew 4:13Ary nony niala tany Nazareta Izy, dia nankany Kapernaomy, izay ao amoron-dranomasina, ao amin’ ny zara-tanin’ ny Zebolona sy ny Naftaly, ka nonina tao Izy,