bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 19 › Bokin'i Josoa 19:33
Bokin'i Josoa 19:33
Ary ny fari-taniny dia hatrany Halefa ka hatramin’ ny hazo terebinta ao Zananima sy hatrany Adami-hanekeba sy Jabniela ka hatrany Lakoma, ka dia nihatra an’ i Jordana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And their coast was from Heleph, from Allon to Zaanannim, and Adami, Nekeb, and Jabneel, unto Lakum; and the outgoings thereof were at Jordan:
In Context
32Ary ny loka fahenina dia an’ ny taranak’ i Naftaly isam-pokony.
34dia nitodika niankandrefana hatrany Aznota-tabara, dia nandroso hatrany Hokoka ary nihatra an’ i Zebolona eo atsimo sy Asera eo andrefana ary Joda amoron’ i Jordana eo atsinanana.
Read all of Bokin'i Josoa 19
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 19:33