Bokin'i Josoa 19:39
Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Naftaly araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
40Ary ny loka fahafito dia an’ ny firenena taranak’ i Dana isam-pokony.
Cross References
Ezekiel 48:3Ary mifanolotra amin’ ny fari-tanin’ i Asera, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana dia iray koa ho an’ i Naftaly.