The Bible Software
bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 19 › Bokin'i Josoa 19:40

Bokin'i Josoa 19:40

Ary ny loka fahafito dia an’ ny firenena taranak’ i Dana isam-pokony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the seventh lot came out for the tribe of the children of Dan according to their families.

In Context

39Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Naftaly araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

41Ary ny fari-tanin’ ny lovany dia Zora sy Estaola sy Ira-semesy

Read all of Bokin'i Josoa 19

Cross References

Numbers 26:55Kanefa filokana no hizarana ny tany; araka ny anaran’ ny firenen’ ny razany no hahazoany zara-tany.

Judges 18:1Ary tamin’ izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ ny Isiraely; ary tamin’ izany andro izany kosa ny firenen’ i Dana nitady lova mba honenany, satria na dia hatramin’ izany andro izany aza dia tsy mbola nahazo lova ho azy teo amin’ ny firenen’ Isiraely izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Josoa 19:40

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Josoa 19:39Bokin'i Josoa 19Bokin'i Josoa 19:41 →