Bokin'i Josoa 19:46
sy Me-jarkona sy Rakona ary ny tany tandrifin’ i Jopa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Me-jarkon, and Rakkon, with the border before Japho.
In Context
45sy Jehoda sy Bene-beraka sy Gat-rimona
Cross References
2 Chronicles 2:15Ary izahay dia hikapa hazo any Libanona araka izay rehetra tadiavinao; ary hofehezinay ka hampandehaninay mitsinkafona amin’ ny ranomasina ho any Jopa; ary ianao kosa no hitondra azy miakatra hankany Jerosalema.
Jonah 1:3Nefa Jona nitsangana handositra ho any Tarsisy mba hiala eo anatrehan’ i Jehovah; ary nidina tany Jopa izy ka nahita sambo hankany Tarsisy, dia nandoa ny karamany ka niondrana taminy hiara-mandeha tamin’ ny tao ho any Tarsisy hiala eo anatrehan’ i Jehovah.
Acts 9:43Ary Petera nitoetra andro maromaro tany Jopa tao amin’ i Simona mpandon-koditra.