bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 19 › Bokin'i Josoa 19:8
Bokin'i Josoa 19:8
ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin’ ny tany atsimo. Izany no lovan’ ny firenena taranak’ i Simeona araka ny fotony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the villages that were round about these cities to Baalath-beer, Ramath of the south. This is the inheritance of the tribe of the children of Simeon according to their families.
In Context
7sy Aina sy Rimona sy Etera sy Asana: tanàna efatra sy ny zana-bohiny;
9Avy tamin’ ny anjaran’ ny taranak’ i Joda no nahazoan’ ny taranak’ i Simeona ny lovany; fa nalalaka loatra taminy ny anjaran’ ny taranak’ i Joda, ka izany no nahazoan’ ny taranak’ i Simeona anjara tao anatin’ ny azy.
Read all of Bokin'i Josoa 19
Cross References
1 Samuel 30:27dia ho an’ izay ao Betela sy izay any Ramata amin’ ny tany atsimo sy ho an’ izay ao Jatira
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 19:8