bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 2 › Bokin'i Josoa 2:20
Bokin'i Josoa 2:20
fa raha tàhiny hambarambaranao izao raharahanay izao, dia ho afaka amin’ ny fianianana izay nampianianinao anay izahay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if thou utter this our business, then we will be quit of thine oath which thou hast made us to swear.
In Context
19ary izay rehetra mivoaka eo am-baravaran’ ny tranonao ho eny ivelany, dia ho eo an-dohany ihany ny ràny, ary izahay tsy hanan-tsiny; fa izay rehetra mitoetra ao aminao ao an-trano, dia ho eo an-dohanay kosa ny ràny, raha tàhiny misy olona maninona azy akory;
21Dia hoy ravehivavy: Eny ary, fa marina izany. Dia nampandehaniny izy roa lahy, ka lasa izy; ary nafehiny teo amin’ ny varavarankely ilay kofehy jaky.
Read all of Bokin'i Josoa 2
Cross References
Proverbs 11:13Izay mandehandeha manaratsy dia manambara ny hevitra afenina; Fa ny olona mahatoky tsy mba tia lazalaza.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 2:20