bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 2 › Bokin'i Josoa 2:8
Bokin'i Josoa 2:8
Ary raha mbola tsy natory izy roa lahy, dia niakatra nankao aminy tao an-tampontrano ravehivavy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And before they were laid down, she came up unto them upon the roof;
In Context
7Ary ireo olona dia nanenjika azy tamin’ ny lalana mankany Jordana hatrany amin’ ny fitàna; ary rehefa lasa nivoaka izay nanenjika azy, dia nohidiana ny vavahady.
9ka nanao taminy hoe: Fantatro fa efa nomen’ i Jehovah anareo ny tany, ary efa latsaka aminay ny fahatahorana anareo, sady efa ketraka ny mponina rehetra amin’ ny tany noho ny tahotra anareo.
Read all of Bokin'i Josoa 2
Cross References
Judges 16:27Ary feno lehilahy sy vehivavy ny trano, ary tao ireo andrianan’ ny Filistina rehetra, ary teo an-tampon-trano koa nisy lehilahy sy vehivavy tokony ho telo arivo, izay finaritra nijery an’ i Samsona nanao laolao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 2:8