bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 20 › Bokin'i Josoa 20:6
Bokin'i Josoa 20:6
Dia hitoetra ao amin’ izany tanàna izany izy mandra-pisehony eo anatrehan’ ny fiangonana hotsaraina, sy mandra-pahafatin’ izay mpisoronabe amin’ izany andro izany; dia hiverina ilay nahafaty olona ka hody any an-tanànany sy any an-tranony, dia any amin’ ny tanàna izay nialany fony izy nandositra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he shall dwell in that city, until he stand before the congregation for judgment, and until the death of the high priest that shall be in those days: then shall the slayer return, and come unto his own city, and unto his own house, unto the city from whence he fled.
In Context
5Ary raha manenjika azy ny mpamaly rà, dia tsy hanolotra ilay nahafaty olona ho eo an-tànany izy, satria nahafaty tsy nahy ny namany, fa tsy dia nankahala azy teo aloha.
7Dia nanokana an’ i Kadesy any Galilia any amin’ ny tany havoan’ i Naftaly izy sy Sekema any amin’ ny tany havoan’ i Efraima ary Kiriat-arba (Hebrona izany) any amin’ ny tany havoan’ i Joda.
Read all of Bokin'i Josoa 20
Cross References
Numbers 35:24dia hotsarain’ ny fiangonana ilay namely sy ny mpamaly rà araka izany lalàna izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 20:6