Bokin'i Josoa 21:16
ary Aina sy ny tany manodidina azy ary Jota sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy: tanàna sivy avy tamin’ ireo firenena roa ireo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15ary Holona sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy,
Cross References
Joshua 15:32sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny.
Joshua 15:55Maona sy Karmela sy Zifa sy Jota
1 Samuel 6:12Ary ny ombivavy nizotra mahitsy tamin’ ny lalana mankany Beti-semesy, dia nandeha tamin’ ny lalambe ka nimàmà teny am-pandehanana, ary tsy nania, na ho amin’ ny ankavanana, na ho amin’ ny ankavia, ary ireo andrianan’ ny Filistina nanaraka azy hatramin’ ny fari-tanin’ i Beti-semesy.
1 Chronicles 6:59ary ny avy tamin’ ny firenen’ i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy