bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 21 › Bokin'i Josoa 21:2
Bokin'i Josoa 21:2
ka niteny taminy tao Silo tao amin’ ny tany Kanana hoe: Jehovah efa nampandidy an’ i Mosesy mba homena tanàna hitoerana izahay sy tany manodidina azy ho an’ ny biby fiompinay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they spake unto them at Shiloh in the land of Canaan, saying, The LORD commanded by the hand of Moses to give us cities to dwell in, with the suburbs thereof for our cattle.
In Context
1Ary ny lohan’ ny fianakaviana tamin’ ny Levita dia nanatona an’ i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak’ i Nona, ary ny lohan’ ny fianakaviana tamin’ ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely
3Dia avy tamin’ ny lovany no nanomezan’ ny Zanak’ Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin’ i Jehovah.
Read all of Bokin'i Josoa 21
Cross References
Joshua 14:5Araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy no nataon’ ny Zanak’ Isiraely, ka dia nizara ny tany izy.
Ezekiel 48:9Ny tany izay hatokanareo ho an’ i Jehovah, dia dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany.
Galatians 6:6Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an’ izay mampianatra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 21:2