bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 21 › Bokin'i Josoa 21:42
Bokin'i Josoa 21:42
Ireo tanàna ireo samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These cities were every one with their suburbs round about them: thus were all these cities.
In Context
41Ny tanàna rehetra an’ ny Levita teo anatin’ ny lovan’ ny Zanak’ Isiraely dia valo amby efa-polo sy ny tany manodidina azy avy.
43Dia nomen’ i Jehovah ny Isiraely ny tany rehetra izay efa nianianany homena ny razany; ary nandova izany izy ireo ka nonina teo,
Read all of Bokin'i Josoa 21
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 21:42