bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 22 › Bokin'i Josoa 22:3
Bokin'i Josoa 22:3
tsy nilaozanareo ny rahalahinareo hatramin’ izany andro maro izany ka mandraka androany fa notandremanareo ny lalàna nasain’ i Jehovah Andriamanitrareo notandremanareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye have not left your brethren these many days unto this day, but have kept the charge of the commandment of the LORD your God.
In Context
2ka hoy izy taminy: Hianareo efa nitandrina izay rehetra nandidian’ i Mosesy mpanompon’ i Jehovah anareo sady efa nihaino ny feoko koa tamin izay rehetra nandidiako anareo;
4Ary ankehitriny dia efa nomen’ i Jehovah Andriamanitrareo fitsaharana ny rahalahinareo, araka izay nolazainy taminy; koa modia ankehitriny, ka mankanesa any amin’ ny lainareo avy, ho any amin’ ny taninareo, izay nomen’ i Mosesy, mpanompon’ i Jehovah, anareo any an-dafin’ i Jordana.
Read all of Bokin'i Josoa 22
Cross References
Philippians 1:23fa sanganehana eo anelanelan’ izy roroa aho, maniry hiala ka ho ao amin’ i Kristy, satria tsara lavitra izany;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 22:3