Bokin'i Josoa 4:20
Ary ireny vato roa ambin’ ny folo nalainy teo Jordana ireny dia natsangan’ i Josoa tany Gilgala.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And those twelve stones, which they took out of Jordan, did Joshua pitch in Gilgal.
In Context
Cross References
Joshua 4:3ka mandidia azy hoe: Makà vato roa ambin’ ny folo eo afovoan’ i Jordana eo amin’ ilay nijoroan’ ny tongotry ny mpisorona, dia ento miaraka aminareo, ka avelao eo amin’ izay handrianareo anio alina.