bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 6 › Bokin'i Josoa 6:11
Bokin'i Josoa 6:11
Ary nanodidina ny tanàna indray mandeha ny fiaran’ i Jehovah; dia nankany an-toby ny olona ka nitoetra tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So the ark of the LORD compassed the city, going about it once: and they came into the camp, and lodged in the camp.
In Context
10Ary ny vahoaka efa noraran’ i Josoa hoe: Aza manakora na mamoaka feo na miloa-bava akory aza mandra-pahatongan’ ny andro hanaovako aminareo hoe: Manakorà! dia vao amin’ izay ianareo no hanakora.
12Dia nifoha maraina koa Josoa, ary ny mpisorona nitondra ny fiaran’ i Jehovah.
Read all of Bokin'i Josoa 6
Cross References
Joshua 6:14Dia nanodidina ny tanàna indray mandeha koa izy tamin’ ny andro faharoa ka niverina tany an-toby; henemana no nanaovany toy izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 6:11