bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 6 › Bokin'i Josoa 6:7
Bokin'i Josoa 6:7
Dia hoy izy tamin’ ny vahoaka: Mandehana, ka manodidina ny tanàna, ary aoka ny olona efa voaomana hiady handeha eo alohan’ ny fiaran’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said unto the people, Pass on, and compass the city, and let him that is armed pass on before the ark of the LORD.
In Context
6Dia niantso ny mpisorona Josoa, zanak’ i Nona, ka nanao taminy hoe: Ento ny fiaran’ ny fanekena, ary asio mpisorona fito mitondra anjomara fito mafy faneno eo alohan’ ny fiaran’ i Jehovah.
8Ary rehefa niteny tamin’ ny vahoaka Josoa, dia nandeha ireo mpisorona fito nitondra ny anjomara fito mafy faneno teo alohan’ i Jehovah ka nitsoka ny anjomara; ary ny fiaran’ ny faneken’ i Jehovah nanaraka azy.
Read all of Bokin'i Josoa 6
Cross References
Joshua 4:13Tokony ho lehilahy efatra alina efa voaomana hiady no nita teo anatrehan’ i Jehovah hanafika, ho eo amin’ ny tani-hay any Jeriko.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 6:7