bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 7 › Bokin'i Josoa 7:16
Bokin'i Josoa 7:16
Dia nifoha maraina koa Josoa ka nampanatona ny Isiraely araka ny fireneny avy; ary ny firenen’ i Joda no notanana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So Joshua rose up early in the morning, and brought Israel by their tribes; and the tribe of Judah was taken:
In Context
15Koa izay azo mitana ny zavatra voazona, dia hodorana amin’ ny afo izy mbamin’ izay rehetra mety ho azy, satria nivadika ny faneken’ i Jehovah izy ka nanao izay fady indrindra teo amin’ ny Isiraely.
17Dia nitondra ireo fokon’ i Joda izy; ka ny fianakavian’ i Zera no notanana; dia nampanatona ny fianakavian’ i Zera indray isam-batan’ olona izy, ka Zabdy no notanana;
Read all of Bokin'i Josoa 7
Cross References
Joshua 3:1Dia nifoha maraina koa Josoa; ary ny olona dia niala tany Sitima ka nankany Jordana, dia Josoa sy ny Zanak’ Isiraely rehetra, ary nitoetra teo izy aloha vao nita.
Psalms 119:60Mandeha faingana aho ka tsy mitaredretra, Amin’ ny fitandremana ny didinao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 7:16